Article 52

Titre III. De l'organisation de l'État

Par suite de démission, d'abandon du pouvoir sous quelque forme que ce soit, de décès, d'empêchement définitif ou de déchéance prononcée, la vacance de la Primature est constatée par la Haute Cour constitutionnelle.
Dès la constatation de la vacance de la primature, les fonctions du chef de l'État sont exercées par le Président du Sénat.
En cas d'empêchement du Président du Sénat constatée par la Haute Cour constitutionnelle, les fonctions de chef de l'État sont exercées collégialement par le Gouvernement.
En cas d'empêchement du Gouvernement, l'Empereur est obligé de désigner un Premier ministre par intérim.

Aorian’ny fametraham-pialàna, fandaozana ny fahefana na amin’ny endriny inona na amin’ny endriny inona, fahafatesana, ny tsy fahafahana miasa tanteraka na ny fanonganana nambara, ny fahabangan’ny toeran’ny praiminisitra dia hozahan’ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana fototra.         
Raha vao hita fototra ny fahabangan’ny toeran’ny praiminisitra, dia ny Filohan’ny Antenimierandoholona no misahana ny asan’ny Filoham-panjakana.         
Raha misy tsy fahafahana miasa manjo ny Filohan’ny Antenimierandoholona hita fototry ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana, dia iarahan’ny Governemanta manontolo misahana ny asan’ny Filoham-panjakana.

Raha misy antony tsy ahafahan'ny governemanta misahana ny asan'ny filoham-panjakana dia manendry praiminisitra vonjimaika ny Amperora.

 

  • Aucune note. Soyez le premier à attribuer une note !

Ajouter un commentaire

Anti-spam
 
×