Créer un site internet

Article 51

Titre III. De l'organisation de l'État

La levée de l'empêchement temporaire est décidée par la Haute Cour constitutionnelle, sur la saisine du Parlement. L'empêchement temporaire ne peut dépasser une période de six mois, à l'issue de laquelle la Haute Cour constitutionnelle, sur la saisine du Parlement statuant par vote séparé de chacune des Assemblées et à la majorité des deux tiers de ses membres, peut se prononcer sur la transformation de l'empêchement temporaire en empêchement définitif.

Ny fanalàna ny tsy fahafahana miasa miserana dia tapahan’ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana, rehefa nanao fampakaran-draharaha ny Antenimiera.         
Ny tsy fahafahana miasa miserana dia tsy tokony hihoatry ny telo volana, ka aorian’izay dia azon’ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana atao ny manambara ny amin’ny fanovàna ny tsy fahafahana miasa miserana ho tsy fahafahana miasa tanteraka aorian’ny fampakaran-draharaha momba izany ataon’ny Antenimiera roa tonta izay manapaka amin’ny latsabato misaraka ary nolanian’ny roa ampahatelon’ny mpikambana ao aminy avy.         

 

  • Aucune note. Soyez le premier à attribuer une note !

Ajouter un commentaire

Anti-spam