L'État protège et garantit l'exercice des droits qui assurent à l'individu son intégrité et la dignité de sa personne, son plein épanouissement physique, intellectuel et moral.
Arovana sy iantohan’ny Fanjakàna ny fampiasàna ny zo izay miantoka ny maha-izy azy ny tsirairay, ny fahamendrehany, ny fivelarany feno ara-batana sy ara-tsaina ary ara-pitondrantena.