Article 25

Titre II. Des libertés, des droits et des devoirs des citoyens

L'Etat reconnaît le droit à l'enseignement privé et garantit cette liberté d'enseignement sous réserve d'équivalence des conditions d'enseignement en matière d'hygiène, de moralité et de niveau de formation fixées par la loi.

Ces établissements d'enseignement privé sont soumis à un régime fiscal dans les conditions fixées par la loi.Eken’ny Fanjakana ny fisian’ny fampianarana tsy miankina aminy ary iantohany ny fahalalahana hanome izany fampianarana izany raha toa ka mifandanja amin’ny fepetra mikasika ny fampianarana momba ny fitandremam-pahasalamana sy ny fitondran-tena ary ny lentan’ny fianarana faritan’ny lalàna.         

Eken’ny Fanjakana ny fisian’ny fampianarana tsy miankina aminy ary iantohany ny fahalalahana hanome izany fampianarana izany raha toa ka mifandanja amin’ny fepetra mikasika ny fampianarana momba ny fitandremam-pahasalamana sy ny fitondran-tena ary ny lentan’ny fianarana faritan’ny lalàna.         
Ireny toeram-pampianarana tsy miankina ireny dia fehezin’ny lalàna momba ny hetra araka ny fepetra faritan’ny lalàna.

  • Aucune note. Soyez le premier à attribuer une note !

Ajouter un commentaire

Anti-spam