Tout enfant a droit à l'instruction et à l'éducation sous la responsabilité des parents dans le respect de leur liberté de choix.
L'Etat s'engage à développer la formation professionnelle.
Manan-jo hianatra sy handray fanabeazana ny ankizy tsirairay avy ka tompon’andraikitra amin’izany ny ray aman-dreny ka hajaina ny fahalalahana hisafidy ananany. Ny Fanjakana dia mandray ho adidy ny fampivoarana ny fanofanana arak’asa.