L'Etat s'engage à prendre les mesures nécessaires en vue d'assurer le développement intellectuel de tout individu sans autre limitation que les aptitudes de chacun.
Raisin’ny Fanjakana ho adidy ny fandraisana ny fepetra ilaina amin’ny fampandrosoana ara-tsaina ny isam-batan’olona ka tsy misy fameperana afa-tsy ny fahaizan’ny tsirairay.