Article 21

Titre II. Des libertés, des droits et des devoirs des citoyens

L'Etat assure la protection de la famille pour son libre épanouissement ainsi que celle de la mère et de l'enfant par une législation et des institutions sociales appropriées.

Ny Fanjakana no miantoka amin'ny alàlan'ny famoahan-dalàna sy ny fananganana rafitra mpiahy mifanentana amin'ny fiarovana ny fianakaviana mba hahazoany mivoatra tsara, ka ao anatin'izany indrindra ny fiahiana ny reny sy ny zaza.

 

  • Aucune note. Soyez le premier à attribuer une note !

Ajouter un commentaire

Anti-spam