Article 39

Titre II. Des libertés, des droits et des devoirs des citoyens

L'Etat garantit la neutralité politique de l'administration, des forces armées, de la justice, de la police, de l'enseignement et de l'éducation. Il organise l'administration afin d'éviter tout acte de gaspillage et de détournement des fonds publics à des fins personnelles ou politiques.

Ny Fanjakana no miantoka ny tsy fiandaniana ara-politika amin’ny Fitondran-draharaham-panjakana, ny Foloalindahy, ny Fitsarana, ny Mpitandro ny filaminana , ny Fampianarana ary ny Fanabeazana.          
Izy no mandamina ny Fitondran-draharaham-panjakana mba hisorohana amin’ireo asa rehetra fandanindaniam-poana sy ny fanodinkodinana ny volam-panjakana ho an’ny tombontsoa manokana na politika.
 

  • Aucune note. Soyez le premier à attribuer une note !

Ajouter un commentaire

Anti-spam