Créer un site internet

Art.19

Article 19

L'État reconnaît et organise pour tout individu le droit à la protection de sa santé dès sa conception, par l'organisation des soins publics gratuits, dont la gratuité résulte de la capacité de la solidarité nationale.

Mankatò sy mandamina ny zon'ny tsirairay amin'ny fiarovana ny fahasalamana dieny hatrany am-bohoka ny Fanjakana amin'ny alàlan'ny fandaminana ny fitsaboana ara-panjakana maimaimpoana, ka ny maha maimaimpoana izany dia avy amin'ny fahafaha-manao ny firaisankinam-pirenena.
 

  • Aucune note. Soyez le premier à attribuer une note !

Ajouter un commentaire

Anti-spam