L'Etat s'efforce de subvenir aux besoins de tout citoyen qui, en raison de son âge ou de son inaptitude physique ou mentale, se trouve dans l'incapacité de travailler, notamment par l'intervention d'institutions ou d'organismes à caractère social.
Miezaka ny Fanjakana hiahy ny filàn’ny olom-pirenena rehetra izay mety ho tsy afaka miasa noho ny taonany, na noho ny kilemany ara-batana na ara-tsaina, ka izany dia amin’ny alalàn’ny firotsahan’ny andrim-panjakana na antokon-draharaha miendrika sosialy an-tsehatra.