Tout citoyen a droit à une juste rémunération de son travail lui assurant, ainsi qu'à sa famille, une existence conforme à la dignité humaine.
Ny olom-pirenena tsirairay dia manan-jo handray valin-kasasarana mifandanja amin’ny asa ataony izay ahafahany miantoka azy sy ny ankohonany, fiainana araka ny fahamendrehan’ny maha-olona.