Article 27

Titre II. Des libertés, des droits et des devoirs des citoyens

Le travail et la formation professionnelle sont pour tout citoyen un droit et un devoir.L'accès aux fonctions publiques est ouvert à tout citoyen sans autres conditions que celles de la capacité et des aptitudes.

Toutefois, le recrutement dans la fonction publique peut être assorti de contingentement par circonscription pendant une période dont la durée et les modalités seront déterminées par la loi.

Zo sy adidy ho an’ny olom-pirenena tsirairay ny asa sy ny fiofanana arak’asa.         
Ny fidirana amin’ny asam-panjakana dia misokatra ho an’ny olom-pirenena rehetra tsy misy fepetra ankoatry ny fahafaha-manao sy ny fahaizana.         
Na izany aza anefa, azo atao ny mametra isaky ny fari-piadidiana, ny isan’ny olona raisina ho ao amin'ny asam-panjakana ka ho faritan’ny lalàna ny fe-potoana faharetan’izany sy ny fomba fampiharana azy.      

 

  • Aucune note. Soyez le premier à attribuer une note !

Ajouter un commentaire

Anti-spam