Créer un site internet

ARTICLE 1

Titre premier. Des principes fondamentaux

Le peuple malgache est une seule nation et est uni en un empire souverain et unique et ne confond pas gouvernement et religion.
L’État est connu sous le nom d’« Empire de Madagascar ».
La démocratie et le principe de l’État de droit sont les fondements de l’Empire.
Il a l’autorité sur sa territoire.
Personne n’est autorisé à menacer l’unité incontournable de la terre de l’Empire.
Les terres nationales ne peuvent être ni vendues ni échangées.
Les modalités et conditions de location de terrains à des étrangers sont déterminées par la loi.

Firenena iray ny Vahoaka Malagasy ka mivondrona ho Fanjakana masi-mandidy, tokana, Ampira ary tsy mampifangaro ny fitondram-panjakàna sy ny finoana.
« Ampiran’i Madagasikara » no anarana entin’io Fanjakana io.
Ny demokrasia sy ny feni-kevitra momba ny Fanjakana tan-dalàna no fototra iorenan’ny Ampira.
Eo amin’ny faritry ny taniny no maha masi-mandidy azy.
Tsy misy mihitsy mahazo manohintohina ny maha iray tsy anombinana ny tanin’ny Ampira.
Tsy azo amidy na atakalo ny tanim-pirenena.
Ny fomba sy fepetra fampanofana tany ho an’ny vahiny dia voafaritry ny lalàna.

Afaka manohana an'izao asa fampahafantarana ny marina momba ny kolontsaina Malagasy izao ianao : Mvola 0341491738 na Airtel Money 0332324609
Mila zaraina amin'olona maro kokoa arak'izay tratra ity pejy ity.
Mila fatsarana ihany koa ity tranonkala ity.
Tsodrano ho anao ny fandraisana anjara amin'izany.

  • Aucune note. Soyez le premier à attribuer une note !

Ajouter un commentaire

Anti-spam
 
×