Créer un site internet

Article 2

La laïcité de l'Empire

L'État affirme sa neutralité à l'égard des différentes religions.

La laïcité de l'Empire repose sur le principe de la séparation des affaires de l'État et des institutions religieuses et de leurs représentants.

L'État et les institutions religieuses s'interdisent toute immixtion dans leurs domaines respectifs.

Aucun chef d'institution ni membre du Gouvernement ne peuvent faire partie des instances dirigeantes d'une Institution religieuse, sous peine d'être déchu par la Haute Cour constitutionnelle ou d'être démis d'office de son mandat ou de sa fonction.

Ny Fanjakana dia manamafy ny tsy fombàny ny atsy sy ny aroa eo anatrehan'ny finoana samy hafa.          
Ny tsy fampifangaroana ny fitondram-panjakana sy ny finoana eto amin’ny Ampira dia miankina amin'ny foto-kevitra mikasika ny fisarahan'ny raharaham-panjakana sy ny fikambanam-pivavahana ary ny solontenany.          
Ny Fanjakana sy ny fikambanam-pivavahana dia tena tsy mahazo mifampitsabatsabaka eo amin'ny sehatrasan'izy ireo tsirairay avy.          
Tsy misy mihitsy Lehiben'Andrim-panjakana na mambra ao amin'ny Governemanta afaka miditra any amin'ny ambaratongam-pitarihana ny fikambanam-pivavahana iray; raha tsy izany dia azon’ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana atao ny manongana azy na heverina ho toy ny mametra-pialàna avy hatrany amin'ny asany na ny raharahany izy. 

Vous pouvez soutenir ce travail de promotion de la démocratie
Mvola 0341491738 ou Airtel Money 0332324609
On ne limite pas ce que vous pouvez verser, peu ou astronomique, « l'averse peut provoquer une inondation ».
Si la présente page vous intéresse, soutenez, mon acte sacré, il faut la diffuser autant qu'on peut.
Ce site web a également besoin d'amélioration.
C'est une bénédiction pour vous d'en faire partie.
Vous pouvez également participer par l'achat de ces produits numériques.
[youtube]https://youtu.be/v66m6NyhLVg[/youtube]
Payez votre contribution d'Ar 5000 avec Mvola 0341491738 ou Airtel Money 0332324609, et je vous enverrai le lien de cette musique de relaxation, sa durée est de 80 minutes.
[youtube] https://youtu.be/U1IjjRz5laM[/youtube]
Payez Ar 3000 par Mvola 0341491738 ou Airtel Money 0332324609, et je vous enverrai le lien de cette animation humouristique,qui dure 60 minutes.

Afaka manohana an'izao asa fampiroboroboana ny demokrasia izao ianao
Mvola 0341491738 na Airtel Money 0332324609
Tsy ferana izay harotsakao na be na kely, ny erikerika, hono, ahatondra-drano.
Mety hahasoa olona maro ity pejy ity, mila aparitaka arak'izay tratra.
Mila fatsarana ihany koa ity tranonkala ity.
Tsodrano ho anao ny fandraisana anjara amin'izany.
Tohano izao aso Asa masina izao.
Itony koa azonao andraisana anjara[youtube]https://youtu.be/v66m6NyhLVg[/youtube]
Aloavy amin'ny Mvola 0341491738 na Airtel Money 0332324609 ny Ar 5000, fandraisanao anjara, dia omeko anao ny rohin'nio mozika manome hery sy mitondra fitoniana io, 80 mn ny faharetany.
[youtube] https://youtu.be/U1IjjRz5laM[/youtube]
Aloavy amin'ny Mvola 0341491738 na Airtel Money 0332324609 ny Ar 3000, fandraisanao anjara, dia omeko anao ny rohin'io sarimiaina amin'ny teny malagasy io, 60 mn ny faharetany.

 

     
 

  • Aucune note. Soyez le premier à attribuer une note !

Commentaires

  • Appolon1

    1 Appolon1 Le 25/01/2016

    Tokony hasiany ihany koa ny sazy hamaizana an'ireo mpitondra fivavahana mijabaka @ raharaha politika.
    Anisan'ny antony tsy mampandroso antsika io fifangaroan'ny politika sy ny finoana io.
    Io no sehatra lehibe ihaonan'ny amboadia mitafy hodi-janak'ondry isan-karazany.

Ajouter un commentaire

Anti-spam
 
×