Art. 3

Titre premier. Des principes fondamentaux

L'Empire est une monarchie reposant sur un système de collectivités territoriales décentralisées composées de Communes, de Régions et des Provinces dont les compétences et les principes d'autonomie administrative et financière sont garantis par la Constitution et définis par la loi.
Pour que les 6 provinces soient égales, il faut accorder le droit de mer pour la province d'Antananarivo.

Ny Ampiran'i Madagasikara dia Firenena miankina amin'ny rafitry ny Vondrombahoakam-paritra Itsinjaram-pahefana izay ahitana Kaominina, Faritra ary Faritany ka ny fari-pahefana sy ny foto-kevitra momba ny fizakan-tena ara-pitondran-draharaha sy ara-pitantanam-bola dia iantohan'ny Lalàmpanorenana sy faritan’ny Lalàna.
Ho fampitovian-jo ny faritany enina dia omena zo hanana ranomasina koa ny faritanin'Antananarivo.      

 

 

  • Aucune note. Soyez le premier à attribuer une note !

Commentaires

  • Appolon1

    1 Appolon1 Le 20/11/2017

    Faritany 6 i Madagasikara, tsy manana ranomasina ny iray.
    Hahatsara ny fihavanam-pirenena maharitra kokoa raha atao tonga any an-dranomasina koa ny faritanin'Antananarivo.
    Hisy ampahan-tany @ ireo faritany midadasika kokoa hafa izany hampidirina ho isan'ny Faritanin'Antananarivo.
    Tsy hiverina intsony eto ny tamin'ny 2002.

Ajouter un commentaire

Anti-spam