Créer un site internet

Art. 6

Titre premier. Des principes fondamentaux

La  loi est l'expression de la volonté générale. Elle est la même pour tous, qu'elle protège, qu'elle oblige ou qu'elle punisse.

Tous les individus sont égaux en droit et jouissent des mêmes libertés fondamentales protégées par la loi, sans discrimination fondée sur le sexe, le degré d'instruction, la fortune, l'origine, la croyance religieuse ou l'opinion.

La loi favorise l'égal accès et la participation des femmes et des hommes aux emplois publics et aux fonctions dans le domaine de la vie politique, économique et sociale.

Ny lalàna dia maneho ny safidim-bahoaka. Mitovy ny olona rehetra eo anatrehan'ny lalàna, na izy natao hiarovana, na izy natao handidy, na izy natao hamaizana.          
Mitovy zo ny olona rehetra eo anatrehan'ny lalàna, samy manana fahalalahana fototra arovan'ny lalàna ary tsy misy fanavakavahana na amin'ny maha-lahy na amin'ny maha-vavy, na amin'ny fari-pahalalàna, na amin'ny fari-piainana, na amin'ny fiaviana, na amin'ny finoana, na amin'ny tsy fitovian-kevitra.          
Ny lalàna no manome tombony ny fitoviana amin’ny fidirana sy ny fandraisan’anjaran’ny vehivavy sy ny lehilahy amin’ny fisahanan’asam-panjakana sy amin’ny asa eo amin’ny sehatry ny fiainana ara-politika, ara-toekarena sy ara-tsosialy.          
 

  • Aucune note. Soyez le premier à attribuer une note !

Ajouter un commentaire

Anti-spam