Créer un site internet

Art. 4

Titre premier. Des principes fondamentaux

L'Empire de Madagascar a pour devise : « Tanindrazana-Fahamarinana-Fandrosoana ».

Son emblème national est le drapeau tricolore, blanc, rouge, vert, composé de trois bandes rectangulaires d'égales dimensions, la première verticale de couleur blanche du côté de la hampe, les deux autres horizontales, la supérieure rouge et l'inférieure verte.

La langue nationale est le malagasy.

L'hymne national est « Zanahary ô, tahio ! »

La Capitale de l'Empire de Madagascar est Antananarivo.

Les sceaux de l'État et les armoiries de l'Empire sont définis par la loi.

Les langues officielles sont le malagasy ; le français et l'anglais.

Fahamarinana – Tanindrazana – Fandrosoana" no filamatry ny Ampiran'i Madagasikara.          
Ny fanevany dia saina telo soratra, fotsy, mena, maitso, vita amin'ny tsivalana telo mahitsizoro mitovy refy, ka ny voalohany fotsy ary mitsangana manaraka ny tahon-tsaina, ny roa hafa mandry ka ny mena ambony ary ny maitso ambany.          
Ny teny malagasy no tenim-pirenena.          
"Zanahary ö, tahio ny tanindrazanay" no hiram-pirenena.          
Antananarivo no Renivohitry ny Ampiran'i Madagasikara.          
Ny lalàna no mametra ny fitombokasem-panjakana sy ny mari-piandrianan'ny Firenena.          
Ny teny malagasy sy frantsay ary ny teny anglisy no teny ofisialy.          
 

 

  • Aucune note. Soyez le premier à attribuer une note !

Commentaires

  • appolon1

    1 appolon1 Le 08/01/2016

    Hatreto aloha, mahatsara antsika ny tsy mihira ny and-2 @ io hira io,
    Raha mitovy hevitra @ Appolon 1 ianao, soraty mihitsy hoe mitovy hevitra @ Appolon1 aho, raha tsy mitovy hevitra aminy ianao, manasa anao haneho hevitra.
  • appolon1

    2 appolon1 Le 08/01/2016

    Tanindrazana, fahamarinana, fandrosoana no metimety kokoa
    Fa " ny fahamarinana manandratra ny firenena "
    Dia ampiharina mihitsy fa tsy hiraina fotsiny.
    " Manan-karena olomanga isika, fa mahantra olo-marina " E. D. Andriamalala, hany ka tsy mandroso mihitsy, manao dia mianoatra hatrany.
    Hymne : " Zanahary o tahio ny tanindrazanay "

Ajouter un commentaire

Anti-spam