Créer un site internet

Art. 11

Titre II. Des libertés, des droits et des devoirs des citoyens.

Tout individu a droit à l'information. L'information sous toutes ses formes n'est soumise à aucune contrainte préalable, sauf celle portant atteinte à l'ordre public et aux bonnes mœurs.

La liberté d'information, quel que soit le support, est un droit. L'exercice de ce droit comporte des devoirs et des responsabilités, et est soumis à certaines formalités, conditions ou sanctions prévues par la loi, qui constituent des mesures nécessaires dans une société démocratique.

Toute forme de censure est interdite.

L'exercice de la profession de journaliste est organisé par la loi.

Manan-jo hahalala vaovao ny tsirairay.          
Tsy misy faneriterena mialoha azo ampiharina amin’ny fampahalalam-baovao amin’ny endriny rehetra ankoatr’ireo izay mamoafady na mety hanohintohina ny filaminam-bahoaka.          
Zo ny fahalalahana amin'ny fampahalalam-baovao, na toy inona toy inona no hanohanana izany. Ny fampiasana io zo io dia adidy sy andraikitra saingy voafehin'ny fombafomba, fepetra, na sazy voalazan'ny lalàna, izay fepetra ilaina ao anatin'ny fiaraha-monina demokratika. Voarara amin’ny endriny rehetra ny sivana.          
Ny fisahanana ny asa aman-draharahan'ny mpanao gazety dia voalamina araka ny lalàna.          
 

  • Aucune note. Soyez le premier à attribuer une note !

Ajouter un commentaire

Anti-spam