Créer un site internet

Article a

Article a


Le pouvoir suprême appartient à l’Empereur.
Le premier Empereur, doit-être le Messie élu de Dieu : RAKOTOSON Sediarifara Tanguy Parfait
Il est le souverain et Grand-Prêtre de la Nation.
Le Messie est le dernier rempart du Pays
La personne du Messie est inviolable et injusticiable.

Ny fahefana fara tampony dia mijanona amin'ny Amperora, na ny amperoravavy raha ity farany no niakatra teo amin'ny seza fiandrianana taorian'ny fahafatesan'ny Amperora rainy.
Ny Amperora voalohany dia tsy maintsy ilay Mesian'Andriamanitra voafidy : RAKOTOSON Sediarifara Tanguy Parfait..
Izy no mpitondra Fara Tampony ary Mpisoronabe an'ny firenena.

Ny Mesia no arofenitra faran'ny Firenena.
Ny Mesia dia tsy azo tsinontsinoavina, ary tsy azo tohintohinina ara-pitsarana.

NAHOANA NO NY MESIA NO TSY MAINTSY APETRAKA HO AMPERORA FA TSY OLON-KAFA ?

Izay no baikon'Andriamanitra, izay no ahafahany mitahy ny firenena.
Ny Mesia, dia ny tenako RAKOTOSON Sediarifara Tanguy Parfait no nomeny ny Hasina ahafahana miaro ny Firenena sy ny vahoaka.
Tsy ny rà no ahafahana mifandray amin'Andriamanitra sy ahafahana mapiasa ny heriny hiadanan'ny Ambanilanitra fa ny Hasina.
Raha ny ho avin'ny firenena sy ny vahoaka marina no tanjona, di
a tsy afa-miala amin'ny baiboly isika.
Ny baiboly izay efa nanoratra mialoha ny amin'ny hoavin'i Madagasikara.
Voasoratra ao fa ny Mesia no afaka hamaha ny olana rehetr, eny hatramin'ny fanafoanana ny fahafatesana mihitsy aza.

Isaia 9, 5-6 : « 5. Fa Zaza no teraka ho antsika, Zazalahy no omena antsika; Ary ny fanapahana dia eo an-tsorony, ary ny anarany atao hoe Mahagaga, Mpanolo-tsaina, Andriamanitra Mahery, Rain'ny mandrakizay Andrian'ny fiadanana.
6. Ny handrosoan'ny fanapahana sy ny fiadanana dia tsy hanam-pahataperana Eo amin'ny seza fiandrianan'i Davida sy ny fanjakany, mba hampiorenana sy hampitoerana azy amin'ny rariny sy ny hitsiny hatramin'izao ka ho mandrakizay; ny fahasaro-piaron'i Jehovah, Tompon'ny maro, no hahatanteraka izany »

Salamo 110 : « 4Efa nianianan'ny Tompo ka tsy hanenenany izao : Mpisorona mandrakizay hianao, araka ny fomban'i Melkisedeka.

Afaka manohana an'izao asa fampiroboroboana ny demokrasia sy fiezahana hanatanteraka ny baikon'Andriamanitra izao ianao : Mvola 0341491738 na Airtel Money 0332324609
Mila zaraina amin'olona maro kokoa arak'izay tratra ity pejy ity.
Mila fatsarana ihany koa ity tranonkala ity.
Tsodrano ho anao ny fandraisana anjara amin'izany.

 

  • Aucune note. Soyez le premier à attribuer une note !

Ajouter un commentaire

Anti-spam