La composition, l'organisation, les attributions et le fonctionnement de ces organes exécutif et délibérant, ainsi que le mode et les conditions d'élection de leurs membres sont fixés par la loi.
Ny ho anisany, ny fandaminana, ny anjara raharaha ary ny fampandehanana ny rantsa-mangaika mpanatanteraka sy mpanapa-kevitra ary koa ny fomba sy ny fepetra momba ny fifidianana ny mpikambana ao aminy dia ferana araka ny lalàna.