Article 141

Titre V. De l'organisation territoriale de l'État

Les collectivités territoriales décentralisées assurent avec le concours de l'État, notamment la sécurité publique, la défense civile, l'administration, l'aménagement du territoire, le développement économique, la préservation de l'environnement et l'amélioration du cadre de vie.

Dans ces domaines, la loi détermine la répartition des compétences en considération des intérêts nationaux et des intérêts locaux.

Ireo Vondrombahoakam-paritra Itsinjaram-pahefana ampian’ny Fanjakana no mitandro indrindra ny filaminam-bahoaka, ny fiarovana ny fiaraha-monina, ny fitantanan-draharaha, ny fanajariana ny tany, ny fampandrosoana ara-toekarena, ny fiarovana ny tontolo iainana ary ny fanatsarana ny fari-piainana.

Amin’ireo lafiny voalaza ireo dia ny lalàna no mametra ny fitsinjarana ny fari-pahefana mba hitsinjovana ny tombontsoam-pirenena sy ny tombontsoan’ny faritra.

 

  • Aucune note. Soyez le premier à attribuer une note !

Ajouter un commentaire

Anti-spam