Présentation

A PROPOS DE E-RÉFÉRENDUM

Site créé par un citoyen pour les citoyens.
Ce site est original, dans son genre,
Il vous donne un nouveau sens du mot " démocratie ".
A chaque fois qu'on trouve une anomalie dans l'administration, il faut critiquer et proposer une solution.
Si on trouve des anomalies dans l'élaboration d'une constitution, on critique, et voici une solution pour mieux faire ; pour mieux préparer une constitution convenant à l'intérêt de chaque citoyen.

 

Tranonkala ahafahanao manitsy ny lalàmpanorenana i E-référendum.
Tranonkala natao hitenenan'ny besinimaro mangina (Majorité silencieuse).
Hevitry ny olona tsirairay no entiny eto.
Ankalalahana no anehoanao hevitra, tsy misy teritery.
Tsy mila mampiasa " malette " ianao, ny hevitrao ihany dia ampy.

Eto amim-panajana ary ny hevitrao.

NY FAMORONANA NY TRANONKALA

 

Namorona ny tranonkala fotsiny ny tenanay fa natao hampiasaintsika rehetra izy ity.
Tao amin'ny American Corner Tanjombato no namoronako azy afa-tsy ny aricle 16 voalohany.
Olona 1 ihany moa no miandraikitra ny asa rehetra, ny fitaovana nampiasaina kosa an'io foibe ara-kolontsaina vahiny voatonona eo ambony io.
Tsy mbola vita tanteraka  ary ny asa, ny manao zavatra tsy mora,
Aleo atao kabarin-dRainisalama, ny sisa manaraka ho azy.

NY FANAHY NO OLONA

 

 

Ajouter un commentaire

 
×