Si la descendance royale vient à s'éteindre sans qu'aucun successeur au trône ait été désigné, un nouveau Empereur sera désigné par la HCC suivant l’article c de la présente constitution.
Raha tapitra ny taranaky ny amperora nefa tsy misy mpandimby ny seza fiandrianana notendrena dia Amperora vaovao no hotendren’ny HCC mifanaraka amin’ny andininy c amin’ity lalàm-panorenana ity.