La direction de l'éducation de l’Empereur durant sa minorité, lorsque ses deux parents sont décédés et qu'aucun d'entre eux n'aura laissé de dispositions par écrit, sera déterminée par la HCC.
Ny momba fanabeazana ny amperora mandritra ny maha tsy ampy taona azy, rehefa maty ny ray aman-dreny roa ary samy tsy namela ny fandaminana an-tsoratra, dia hotapahin’ny HCC.