Créer un site internet

Art. x

À PROPOS DE L’EMPEREUR , DU PRINCE ET DE LA FAMILLE IMPÉRIALE ET DE LA FUTURE SUCCESSION

Le prince ou la princesse qui assume la direction de l’Empire prêtera, par écrit, au HCC, le serment suivant : « Je promets et je jure de vouloir diriger conformément à la Constitution et aux lois divines, ainsi Dieu tout-puissant et omniscient, qui m'a désigné me soit en aide ».

Si la HCC n'est pas en session à ce moment, le serment sera déposé par écrit au Conseil des ministres et présenté ensuite à la prochaine session du HCC.

Le prince ou la princesse qui a une fois prêté serment ne le renouvelle pas.
L'onction de l'Empereur sera faite aux yeux du public.

Ny printsy na andriambavy izay mandray ny fitarihana ny fanjakana dia hitondra amin’ny HCC ny fianianana an-tsoratra toy izao: « Mampanantena aho ary mianiana fa hanjaka mifanaraka amin’ny lalàm-panorenana sy ny lalàn’Andriamanitra, ka Andriamanitra tsitoha sy mahery vaika, izay nanendry ahy anie hanampy ahy ”.
Raha tsy ao anatin’ny fotoampivorian’ny HCC kosa izany amin’izay fotoana izay dia hatolotra an-tsoratra amin’ny filankevitry ny minisitra ny fianianana ary hatolotra amin'ny fivorian’ny HCC manaraka.
Ny printsy na andriambavy nanao fianianana indray mandeha dia tsy manavao izany.
Ny fanosorana ny Amperora kosa dia atao ampahibemaso.

  • Aucune note. Soyez le premier à attribuer une note !

Ajouter un commentaire

Anti-spam