Art. w

À PROPOS DE L’EMPEREUR , DU PRINCE ET DE LA FAMILLE IMPÉRIALE ET DE LA FUTURE SUCCESSION

Si l’Empereur est absent de l’Empire sans être en campagne, ou s'il est trop malade pour pouvoir gouverner, la personne la première appelée à l'hérédité du trône, à condition qu'elle ait atteint l'âge fixé pour la majorité impériale, assumera la direction comme investie temporairement de la puissance impériale.
Au cas contraire, la personne majeure parmi ceux qui sont appelés à l'hérédité suivant l'ordre linéal assurera la régence.
Et faute d'un héritier majeur, la régence sera assumeé par la conjointe du monarque, à condition qu'elle ne soit veuve, si divorcée du souverain.

Raha tsy eto an-tanindrazana ny Amperora, nefa tsy hita any an-toeran-kafa koa, na raha marary loatra ka tsy afaka mitondra, ilay olona voalohany nantsoina handova ny seza fiandrianana, raha toa ka efa ampy taona araka ny voatondron’ny lalàna, dia handray ny fitondrana amin’ny fahefana maha-Amperora vonjimaika.
Raha tsy mbola ampy taona kosa izy, izay ampy taona ao amin’ireo voaantso amin’ny fandovana ny seza fiandrianana no misolo tena azy vonjimaika.
Raha tsy misy olona ampy taona mihitsy amin’ireo antsoina amin’ny fandovam-panjakana, dia ny vadin’ny amperora no mandray vonjimaika ny fitondrana.
Manan-kery ity andalana ity raha tsy misy ny fisaraham-panambadiana ara-dalàna na mijanona ho mananontena ity farany tao aorian’ny fisarahana.

 

  • Aucune note. Soyez le premier à attribuer une note !

Ajouter un commentaire

Anti-spam