Les princes Impériaux et les princesses impériales ; l'impératrice ne sont, pour leurs personnes, justiciables que de l’Empereur ou de la personne que L’Empereur nomme pour les juger.
Ireo rehetra voaantso amin'ny fandovana ny fanjakana; ny vadin'ny amperora dia tsy azo tohintohinina na helohina ara-pitsarana fa ny Amperora ihany no afaka mitsara azy na izay olona tendren’ny Amperora hitsara azy ireo.