Créer un site internet

Art. k

À PROPOS DE L’EMPEREUR, DU PRINCE ET DE LA FAMILLE IMPÉRIALE ET DE LA FUTURE SUCCESSION

L’Empereur nomme et révoque, comme bon lui semble, le personnel attaché au service de sa maison ou revêtu de charges à la Cour.
L’Empereur nomme et révoque, comme bon lui semble les prêtres qu'ils désignent pour lui assister à la réalisation des rites et cérémonies traditionnelles.
Ces prêtres sont à désigner selon leurs capacités à maîtriser la nature, selon les besoins de chaque région.
Ces prêtres ont aussi la responsabilité d'éduquer le peuple suivant un programme établit par l'Empereur.
L'Empereur les met en épreuve avant leur nomination.
La désignation à la fonction de prêtre ne dépend pas de la religion, ni du metier du sujet.
Ces sujets désignés sont membres d'office du sénat.

Ny Amperora dia afaka manendry sy manala ny mpiara-miasa aminy ao an-dapany ;

manendry arak'izay hitay fa mety, olona hiara miasa aminy hanatanteraka ny fisoronana sy ny fankalazana nentim-paharazana iraisan'ny firenena, ka mpisorona no anarana entin'ireo.

Ireo mpisorona ireo, tendrena araky ny fahaizany mifehy ny herin'ny voaary, araky ny filan'ny faritra tsirairay.
Manana andraikitra hampianatra ny vahoaka koa ireo manaraka an'izay fandaharan'asa nofaritan'ny Amperora.

Tsy maintsy sedrain'ny Amperora ny fahaizan'izy ireo alohan'ny hanendrena azy.

Tsy miankina amin'ny finoany na ny asany ny fanendrena an'ireo mpisorona ireo.

Ireto olom-boatendry ireto dia mpikambana avy hatrany ao amin'ny antenimieran-doholona.

" Fa ianareo, dia taranaka voafidy, fanjakam-pisorona"

 


 

  • Aucune note. Soyez le premier à attribuer une note !

Ajouter un commentaire

Anti-spam