Créer un site internet

Art c.

Art c

La succession au trône suit l'ordre linéal, c'est-à-dire que seuls les enfants biologique de l'Empereur ; les gendres de l'Empereur, le Messie, peuvent succéder au trône et que la ligne la plus proche exclut la plus éloignée, et l'aîné de la ligne le cadet.

Les enfants nés d'un mariage légal, en revanche, ont priorité sur les enfants nés hors mariage

Parmi les héritiers, est compté aussi l'enfant simplement conçu, qui prend immédiatement le rang qui lui revient dans la ligne héréditaire, lorsqu'il vient à naître.

N'est toutefois pas appelée à l'hérédité une personne qui n'est pas descendant de l’Empereur, le Messie.

À la naissance de tout prince ou de toute princesse appelés à l'hérédité de la couronne de Madagascar, leur nom et la date de leur naissance seront notifiés à la HCC, à la première session, et insérés dans ses procès-verbaux.

Ny fifandimbiasana eo amin'ny seza fiandrianana dia manaraka ny filaharana Ara-pahaterahana amin’ny taranaky ny Amperora Mesia, izany hoe ny zanaky ny Amperora manjaka aloha no afaka handimby ny seza fiandrianana ary ny laharana akaiky indrindra manilika ny lavitra indrindra, ary ny zokiny indrindra manilika ny zandriny.

Ny zaza teraka tao anaty fanambadiana ara-dalàna kosa no lohalaharana manoloana ny zanaka teraka ivelan'ny tokantrano.

Anisan'ireo mpandova koa dia isaina raha vao torontoronina tsotra fotsiny ilay zaza, izay avy hatrany dia mahazo ny laharana sahaza azy eo amin'ny filaharan’ny mpandova, rehefa teraka izy.

Na izany aza, ny olona izay tsy taranaky ny Amperora Mesia dia tsy antsoina ho mpandova

 Amin'ny nahaterahan'ny printsy na andriambavy nantsoina handova ny satro-boninahitr'i Madagascar, dia raketina ao amin'ny HCC ny anarany sy ny daty nahaterahany, ary ampidirina ao anatin'ny fitanana an-tsoratra.

 

 

 

  • Aucune note. Soyez le premier à attribuer une note !

Ajouter un commentaire

Anti-spam
 
×